FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
EGLISE DE JESUS CHRIST A MADAGASCAR
CHURCH OF JESUS CHRIST IN MADAGASCAR
« Miorena tsara, aza miova ! » (I Korintiana 15:58b)
Synodamparitany Toamasina Vavahadin’ny Filazantsara (SP 31)
Fitandremana Betela Tanambao V
MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO
SOAVA TAONA 2025!
Izahay mianakavy dia faly miarahaba anao nahatratra ny Taona 2025. Ho ampoky ny fahasoavan’ny Tompo anie isika ary ho tanteraka amintsika ity Tenin’ Andriamanitra ity : »
Ary izao no holazainareo aminy: trarantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin’ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin’izay anananao rehetra. » » — I Samoela 25 : 6
Fiarahabana ny Mpitandrina
Akon’ny Noely 2024
Fanokanana Diakona

Fanokanana Katekomena