AMBOARAM-PEO AKON’I BETELA
Efa hatramin’ny nijoroan’ny trano Fiangonana no nisian’ny Amboaram-peo, izay nitambaran’ny Akon’I Betela sy ny Alondrano. Tao aorian’ny nanokanana ny Fiangonana vita trano vato no notokanana koa ny Amboaram-peo izay navondrona ho iray ary nomena nyanarana hoe “Amboaram-peo Akon’i Betela” ny 17 Mai 1964.
Ny mpihira dia tsy natao hihirahira fotsiny fa natokana kosa haneho sy hanambara ny voninahitr’Andriamanitra (II Tant.5/ 13-14). Manambara izany fa zava-dehibe eo anatrehan’Andriamanitra ny fisian’ny antoko mpihira ao amin’ny Fiangonana iray satria io no fitaovana ahazoany manambara sy milaza ny sitrapony eo amin’ny olona tsirairay amin’ny alalan’ny tononkiram-panahy izay ventesin’ny mpihira.Manana anjara asa lehibe eo amin’ny fotoana fampandraisana Fanasan’ny Tompo ny mpihira, mihira izy amin’ny fotoana fizarana ny kapoaka sy ny mofo (II Tant. 29/28)
· Daty niorenana: 17 Mai 1964
Talohan’ny nanokanana azy tamin’ny 1964 dia efa nisy ny Amboaram-peo Akon’I Betela fony mbola trano hazo ny Fiangonana. Nanao hetsika toy ny théâtre sy hira tamin’ny alalan’ny fitetezam-paritra izy ireo ho fitadiavam-bola amin’ny fanorenana ny Fiangonana ho trano vato
· Asa sahaniny:
Mitory Filazantsaran’I Jesoa Kristy anatiny sy ivelany, manerana ny Nosy Madagasikara mihitsy.
· Tarigetra: ANDRIAMANITRA- NAMANA- TANINDRAZANA
· Zava-kendrena :
Mandray ho adidy ny mitory ny Filazantsara amin’ny Olombelona rehetra (Mar.16/15), mba hahatonga ny tanora hahery sy hitoetra ao amin’ny Tenin’Andriamanitra sady efa naharesy ilay ratsy (IJao.2/4-14b), manabe sy mikolokolo ny tanora amin’ny lafim-piainana rehetra, mba hahatonga azy ho vavolomnbelon’I Kristy (I Tim.4/12)
· Ireo filoha nifandimby :
1964 – 1972 : RANDRIANASOLO
1972 – 1973 : RAMANANKASINA
1973 – 1974 : RAKOTOZAFY
1974 – 1984 : RABEARIVELO Auguste
1985 – 1986 : AIMEE Bewa Ramjee
1986 – 1999 : RADOFA Emile
2000 – 2012 : RAKOTOARISOA Maminirina
2013 – 2018 : RABEARIVELO Jaonirina Joséa
2019 : RABEARISOA Livah
2020 : Direction collegiale
2021 : VELOMAMY Fanja Radonirina
· Asa vitany (anatiny sy ivelany)
Mitory Filazantsara an-kira anatiny sy ivelan’ny Fiangonana
· Fotoanan’ny sampana:
Alatsinainy (hariva) 06 ora – 07ora sy sasany(cellule)
Zavatra atao ao amin’ny “CELLULE DE PRIERE”: Louange, prière, message, étude Biblique, jeux bibliques, témoignage, partage, atelier, conférence, vidéo –débat, RCF,
Sabotsy (hariva) 02 ora sy sasany – 05 ora
Alahady (maraina) Arakaraky ny culte vonjena
· Vanim-potoana nanamarika ny fiainan’ny sampana:
Fankalazana ny faha – :
– 10 éme Anniversaires
– 15 ème Anniversaires (17 Mai 1979): Hira FANEVA BE « Miantso anao ny Tanindrazanao”(Tonony sy feo / RABEARIVELO Auguste)
– 20 ème Anniversaires (17 Mai 1984): Famoahana bokin-kira voalohany
– 30 ème Anniversaires
– 35 ème Anniversaires
– 45 ème Anniversaires (17 Mai 2009): Tafika Masina tany Diego
– 50 ème Anniversaires (17 Mai 2014): Tafika Masina Nosy- Be Hellville
– 55 ème Anniversaires
1984 : AMBOARAN-KIRAN’NY AMBOARAM-PEO AKON’I BETELA ( Boky voalohany), Atoa RABEARIVELO Auguste no Filoha , miisa 136 ny mpikambana tamin’izany (51 Soprano, 28 Alto, 31 Tenor, 26 Bassistes); miisa 72 ny hira ao anatin’ny boky ; miisa 24 ireo mpamoron-kira (RABEARIVELO Auguste, RANDRIANASOLO, RAOELIARISON Jeannot M.A., H.Ch.S.Gabriel, RATOVONDRAHETY, RAFANOMEZANTSOA Manassé, SEN’AR , JORDAN,R. Jules, ANDRIANOMENJANAHARY Eugène J., RAMORAVELOJAONA Léonel , RAJERIMANANA Letha, RANOASON Daniel, RAVELOARISON T. Marinet, B.S.R., ALPHONSE Emiliarison, J.B. Mackay, RAMAMONJISON Ndriana,RAMERIJAONA Parfait, RAMBOATIANA, Jean Sebastien BACH, F.J. Haydn, G.F.Haendel, RANDRIANARIVELO Justin) Marihina fa misy amin’ireo hira ireo natao « Arrengement ». Mpanatontosa ny Amboaran-kira : RANDRIANARIVELO Justin.
Fananana mpamoron-kira: Président RABEARIVELO Jaonirina Joséa ; Mireille RABEARIVELO ; Hajanarivo J. G. ANDRIAMAMONJY; Haja ANDRIANERA,…
2006 : – Fahazoana voalohany tamin’ny namoronana hira Faneva STK National : “Tanora fianarana ho an’ny mino” (Mpamorona tonony sy feony: RABEARIVELO Jaonirina Joséa)
– Fihaonambe STK tao Fianarantsoa 2006
2011 : Fahazoana voalohany tamin’ny fifaninan-kira
tamin’ny fihaonambe STK teto Toamasina, tao amin’ny
Station FJKM Anjomà. Nisy ny fanaovana clip tamin’izany
teny amin’ny Avenu de l’indépendance : « hivondrona,
hiaraka hanatontosa ny fihaonambe…Fihaonambe STK
samia paré » , tonony sy feo J. Joséa RABEARIVELO.
- Fandraisana anjara amin’ny “Matso” (défilet) isaky ny 26 Juin
- Fanaovana « LASY PASKA » isan-taona izay hiantsoana mpampiofana maromaro.
- Fandraisan’anjara amin’ny fanaovana “Animation” isaky ny fitsangatsanganan’ny Fiangonana “Lundi de Pentécôte”
- Fahavitan’ny BEST OF izay nisy fandraisam-peo sy raki-tsary ny hira 45 Fihirana Fanampiny/ HIRA FIDERANA
- Fahavitan’ny fandraisam-peo sy raki-tsary ny hira 41 Fihirana Fanampiny/ JESOA NO MPANAVOTRA
- 23 Avril 2018: Fandraisana anjara hira tamin’ny fanokanana tao amin’ny Port (Inauguration CEMEDI et Commissariat, pose première pierre Projet d’extension du Port de Toamasina), natrehan’ny Filoha Hery RAJAONARIMAMPIANINA , ny vola azo dia nanomezana ny Fiangonana ho fandraisana anjara tamin’ny fanitarana .
17 Novembre 2020: Fandraisana anjara hira tamin’ny fanokanana tao amin’nyPort (Inauguration Port Academy Centre Toamasina) natrehan’ny Filoha ANDRINIRINA Rajoelina, ny vola azo dia nanomezana ny Fiangonana ho amin’ny asa fanitarana sy nahafahana nanao “Prise de son “ niaraka tamin’ny clip (hira 4: Fagnahy tsy misy confinement; Hanitra ho Anao; ô derao; Aoka hifamela
Amboaram-peo Akon’i Betela tao amin’i HILTON
RANDRIANASOLO (Filoha 1964 -1972)
RABEARIVELO Auguste (Filoha: 1974 -1984)
RADOFA Emile (Filoha : 1986 – 1999 )
RAKOTOARISOA Maminirina (Filoha : 2000-2012)
RABEARIVELO Jaonirina Joséa (Filoha : 2013 – 2018)
RABEARISOA Livah (Filoha : 2019)
VELOMAMY Fanja Radonirina (Filoha : 2021 – )