Firaisan’ny Mpanazava sy Tily Tranainy ary Sakaiza

  • Tamin’ny taona 2004 no niforona ny ZMT na Zokin’ny Mpanazava sy Tily teto Betela Tanambao V, ka 12 no isan’ny mpikambana tany ampiandohana.        
  • 31 jolay 2011: no nanokanana azy ireo ho FMT2S na Fikambanan’ny Mpanazava sy Tily Tranainy ary Sakaiza.

Ny asa sahanina:

  • miahy ireo zandriny ao amin’ny mpanazava sy tily amperin’asa;
  • manao ny asan’Andriamanitra sy ilay fanekena natao teo anatrehan’Andriamanitra.

Ny zava-kendreny: mifanompo amin’ny fanetren-tena.

Ny nanamarika ny fiainany :                        Anisany nanamarika ny fiainan’ny FMT2S ny famonjiana ny zaikabe voalohany tany Antananarivo tamin’ny 2-3-4 Septembra 2014.

 Ireto avy ny Filoha nifandimby nitantana ny FMT2S:

  • PAUL Aimé na I Dada Poly (taona 2004)
  • RANDRIAMANARIVO Hery (2005 – 2016)
  • RASOARIMALALA Céline (2016 – 2019
  • RAMAROKOTO Mery Odile (2019 hatramin’izao)

Birao amin’izao fotoana izao

· Filoha : RAMAROKOTO Mery Odile

· Filoha Mpanampy : RANDRIAMANANTSOA Serge Alda

· Mpitantsoratra : R. Akoniaina Tsiry Domoina

· Mpitantsoratra ny vola : RANDRIAMAMONJISOA N. Harimanitra

· Mpitahiry vola : RANDRIAMANANTENA Tantely

· Mpanolontsaina : RAZANAJAFY Albertine                              

                                  RAFARASOA Beby.  

 FOTOANAN’NY SAMPANA                       

 Ny talata hariva amin’ny 06 ora: