Ny Akon’ny Tsiahy Entina Midera an’Andriamanitra Fitiavana
· Anaran’ny Sampana : SAMPANA TANORA ZOKINY
· Daty niorenana:
- Alahady 19 Aogositra 1990: neken’ny Diakona sy ny Loholona ny Fitsanganan’ny ANTEMA FI (Antema Fiderana)
- 26 Aogositra 1990 nankatoavin’ny Mpandray Fanasan’ny Tompo ny Fitsanganan’ny ANTEMA FI
Ny Akon’ny Tsiahy Entina Midera an’Andriamanitra Fitiavana:
Araka ny statut dia 1991 no voalaza Ireo daty ireo anefa dia andro Alatsinainy fa tsy Alahady ny taona 1991.Ary ho fanitarana andraikitra dia natao fikambanana ara-panjakana ny “STKI” tamin’ny 11 Juillet 2006 araka ny recépissé n°53/06 DT/TOA/ASS
· Tarigetra : “Mitombo amin’ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra” (I Tes. 3:12 )
· Asa sahaniny:
Anatiny:
-Fitrotroana am-bavaka sy fampaherezana ny mpikambana manana olana.
-Nanadio Fiangonana isaky ny alahady mialohan’ny fandraisana.
-Nizara“VALISOA” hoan’ny mpianatra rehetra afa-panadinana ara-panjakana tato anatin’ny fiangonana isan-taona(CEPE-BEPC-bac-Maitrise-doctorat) ho fitaomana sy famprisihana nyankizy sy ny tanora ho tia fianarana.
-Manampy ny fianakaviana raha misy mpikambana maty(kafé-siramamy-labozia…)
-Asa fitoriana:Antsampanana-Ampitabe-Mahatsaraisokatra-
-Tantara an-dampihazo (Rojovoatahiry)-Antsampanahy-rindran-kira….
Ivelany:
-Fiantrehana ny fihaonamben’ny STK-Synodam-paritany.
-Famangiana ny fiangonana “FEHIZORO ANALAKINININA” Aumonerie Militaire, isaky ny Alahady fahatelo tamin’ny fotoana nahampitandrina an’I Pasteur GETY Bernard tao.
-Fiaraha-miasan’ny tanora zokiny telo trano taona 2009: Tranovato, Betela, Manareza, entina hanampiana ny Fiangonana Ambalamanasy izay marihina fa nahazo fankasitrahana feno tamin’ny President Synodaly Pasteur Felix .
-Fitarihana ny sampana hafa mba hifarimbona hanampy ny hafa
· Zava-kendrena:
Misahana ny fanolokoloana ny tanora.
Fampivondronana ny tanora zokiny na ny zokiny efa manambady, ray aman-dreny mahasahana ny asan’ny tanora,mba hampiroborobo ny asan’ny Fiangonana ao anatiny sy any ivelany.
“Mandala ny fifankatiavana” (Jaona 13:34); fanasoavana ny hafa (Gal 6 : 10);Fifampitaizana araka ny Soratra Masina.
· Ireo Filoha nifandimby nitondra ny sampana :
RATSIFEHERA Maharo (1990 – 2002)
RAKOTOFIRINGA Alexis Blanchardb (2002 – 2011)
RANDRIANARISON Jean Richard (2012 – 2015)
AINAMALALA Monjison Nirina (2015 – …….)
· Mambra ao amin’ny birao:
Filoha : AINAMALALA Monjison Nirina
Filoha Mpanampy : RAKOTOMALALA Voahangy
Mpitahiry vola : HAJAVOLA Katty
Mpitantsoratra ny vola :RAHAJANORO Colombe Jocelyne
Mpitantsoratra ny Fivoriana : YVETTE
Ny fikambananaTanora Zokiny dia misy vaomiera maromaro:
- Vaomieran’ny FitaovanaL (RAMINOSOA FELIX; RANDRIANARISON;RAKOTONDRASENDRA Raymond; ANDRIANIAINA Saturnin; HERIMALALA Sam Fortunat; RAHAJANORO Colombe)
- Vaomieran’nyFifandraisana sy serasera sosialy:(RAZANATSIMBA Rivo;TIDAHY Eleonore; HASIMANGA Charline; VAVY Lini; RASOANIAINA Bakoly; RAKOTOFIRINGA Alexis; Lydia; RAZAFIMANDIMBY Clérine; Juliette; VOLOLONA Olive; Yvette)
- Vaomieran’ny Hira: (RAZAFINDRASOA Fifine; SARAHA Perline Shirley RAFARA; VAVY Félicienne; RASOAZANAMINO Mariette; RABEARIMINO Onintsoa; INIASA Cléra;RAZAFINANDRASANA Voahirana; RAHARIMALALA Toba Marie Viletté; RASOAVOLOLONA Noelie;VIVIANE; RABEKARANY Michelle Dona; Georgette; RAKOTOFIRINGA Odette; RAMIARISOA Jacqueline; RAKOTOMALALA VoahangyMamisoa; RASAONARISON Bien Aimé)
- Vaomieran’ny Aim-panahy:(ANDRIASINORO Seraphin; DADA ZO ; Mme LALA ; Mme LANDY ; Mme VOLOLONA ; Mme HAJAVOLA Katty ; RAZAFINDRAVELO Jeanne)
· Vanim-potoana nanamarika ny fiainan’ny sampana:
-Nankatoavin’ny mpandray fanasan’nyTompo tamin’ny ankatoky ny fandraisana ny fitsanganany tamin’ny 26 Aout 1990. Zana-tsampana ao amin’ny STK, manana fizakan-tena ara-pitantanana sy ara-bola; ary eo ambany fifehezan’ny fiangonana araka ny rafitra misy ao .
-Nankalazanyfaha 10 taonanytamin’nytaona 2001; Filoha: RATSIFEHERA Maharo.
-Nankalaza ny faha 15 taona tamin’ny taona 2005 Nanome fanaka hametrahana ny fandefasana zava-maneno. Filoha:RAKOTOFIRINGA Alexis
-Nanao ny jaobily faha 25 taona nijoroany tamin’ny volana Aogositra 2015; Filoha: AINAMALALA Monjison Nirina.
-Fahafatesan’IMme FARA sy Mme CLARISSE tao amin’ny tarika Voanio
· Fomba fiasa sy rafitra fandaminana:
Ao anatin’ny sampana STK ny tanora zokiny, ka ny lalana mifehy azy dia ny an’ny STK FJKM foibeihany.
Misy vaomiera 3: -SoratraMasina (fandinihana sy fianarana Soratra Masina-fitarihana fotoam-pivavahana (vavaka-toriteny).
Fialamboly sy fitaizana: hira, fampisehoana,fampiasana ny talenta sy fahasoavana,miara-miasa amin’ny chorale zandriny.
Ady hevitra-lahateny momba ny tanora, tokantrano,fitaizana, fianarana , asa.
Asa sosialy: Famangiana taloha raha marary 1000 FMG- maty 2000fmg.
Misy latsakemboka isam-bolana.
Mandray anjara feno amin’ny asa sy adidy ary fikarakarana rehetra eto amin’ny Fiangonana sy samy sampana.
Mandray anjara hira isaky ny Alahady faha-efatra sy Alahady fahadimy.
· Olona nivoaka ho mpitandrina tao amin’ny sampana: Mpitandrina MARSON
· Fotoanan’ny sampana:
– Fianara-kira : isaky ny Alatsinainy hariva amin’ny 6ora:
– Fotoam-bavaka: isaky ny Alarobia hariva amin’ny 6 ora.
Filoha :RAKOTOFIRINGA Alexis Blanchardb (2002 – 2011)
Filoha AINAMALALA Monjison Nirina (2015 – …….)
Jobily faha 25 taona – Aogositra 2015