STK – SPORT BETELA TANAMBAO V
· DATY NIORENANA: 22 Febroary 2006
Tany amboalohany ny SBT dia teraka avy ao amin’ny SLK (Sampana Lehilahy Kristiana). RABEARISAINA sy RALAIBOZAKA ary Dada RABEZAHANA no nanam paniriana hanangana Rantsana Sport eto amin’ny FJKM Betela Tanambao V.
Natsangan’i Pasteur SAONINA ny komity nanatanteraka izany fanirina izany, ka ireto no natao birao:
-Filoha :RALAIBOZAKA Andriambololona
-Filoha leftra :RAKOTOARISOA Maminirina
-Mpitahiry vola :RAKOTOARISOA Tahiana
-Mpitan-tsoratry ny vola: MAMPIOMANA
-Mpitan-tsoratry ny fivoriana :RATSIMBASON Jean Paul
-Mpanolon-tsaina: – RAZAFINDRAIBE Charles
– RABEZAHANA Jean Robert
– RAKOTONIRINA Jean Noel
– SAMPY Edouard Felix
– RANDRIAMANARIVO Hery
Nangataka ny Mpitandrina SAONINA mba hatao Sampana io rantsana io saingy tsy neken’ny Synodam-paritany.
Taty aoriana Izy vao nikambana tao anatin’ny STK (Sampana Tanora Kristianina).
Ireto avy no taranja misy ao anatiny: Foot-ball, Basket-ball, Pétanque, Volley-ball
· Asa sahaniny:
– Misahana ny resaka fanatanjahantena eto amin’ny Fiangonana Betela
– Mandray anjara amin’ny asa ataon’ny Fiangonana
· Tarigetra:
– Hitaiza ny ondry (olona) ao anatin’ny Fiangonana manontolo: ara-batana; ara-tsaina; ara-panahy
· Zava-kendrena:
– Fitoriana ny Filazantsaran’I Jesoa Kristy.
– Fijoroana ho vavolombelon’I Jesoa Kristy eo anivon’ny Fiangonana sy ny fiaraha-monina ary ny firenena .
– Fitaizana ireo vahoakan’Andriamanitra , indrindra ireo ankizy sy ny tanora amin’ny lafina “vatana- saina – fanahy”
· Ireo filoha sy filoha mpanampy nifandimby:
– 2006- 2015
RALAIBOZAKA Andriambololona
RASAMISOA Donné
– 2015-2016
RASAMISOA Donné
RANDRIANRIVELOSOA Célestin
– 2017-2018
RANDRIANRIVELOSOA Célestin
RAKOTONARY Mamihasimanana
BIRAO ANKEHITRINY ( 2018- )
Filoha : RANDRIANRIVELOSOA Célestin
Filoha mpanampy : RAZAFINDRABE Robertino
Mpitahiry vola : RAKOTONIRINA Eugène
Mpitan-tsoratry ny vola :RAVOISA Suzette
Mpitan-tsoratry ny fivoriana : RASOLOFOMAMPIANINA Jakoba Rado
Mpanolo-tsaina : RAMONJARINIVO N. Monique
Mpanolo-tsaina : RANDRIANARIVELO Tovo Herilala
· Vanim-potoana nanamarika ny fiainan’ny sampana:
Misy ny fifanitsanana inter-Fitandremana eo anivon’ny SP/31, marihina fa efa in-efatra nisesy izy ireo no mahazo voalohany tamin’izany, ka nahatonga azy ireo ho solotenan’ny SP/31 isaky ny misy Fihaonambe STK izay fatao isaky ny 2 taona:
– 2013 : Toliara
– 2015 : Antsiranana
– 2017 : Mahajanga– 2019 : Fianarantsoa
Iray volan’ny Sport Betela: SBT miara-miasa amin’ny Faritra « TOURNOI » 26 Juin 2018
· Asa vitany (anatiny sy ivelany):
Fandraisan’anjara tamin’ny fanitarana ny Fiangonana
Fitoriana Filazantsara: Ranomafana, Manambato, Mahatsara Isokatra, Ambila Lemaitso
Fanavaozana ny Tranon’Andriamanitra VOHITRABDIANA
Solotenan’ny SP/31 tamin’ny Fihaonambe
· Isan’ny olona nivoaka tao amin’ny sampana : Mariazy
– RAKOTOARISOA Solofanja
– RAFANOELISON Falitodinirina Jean Chrisostome
– RASOLOMAMPIANINA Jakoba Rado
· Fomba fiasa :
Mitory Filazantsara amin’ny alalan’ny fanatanjahantena
·
Mpanolo-tsaina : RAMONJARINIVO N. Monique
Mpanolo-tsaina : RANDRIANARIVELO Tovo Herilala