SAMPANA MIRAY BETELA
« Mba ho iray ihany izy rehetra » (Jaona 17:21a)
Taona 2017: Najoro eo anivon’ny Fiangonana ny SMB
· Daty niorenana: 2017
Taona 2017 no niforonan’ny Sampana Miray eto Betela rehefa nahazo fankatoavana avy tamin’ny Ray aman-dReny Mpitandrina RAHERIVELO Joseph Fidimanantsoa
· Asa sahaniny: Hampiray ny sampana hafahana manao asa miaraka sy fitoriana iraisana.
· Filamatra: “Mba ho iray ihany izyr ehetra” Jao. 17: 21a.
· Tanjona:
-Hampifandray bebe kokoa ireo sampana velona rehetra eto amin’ny fitandremana
-Handray anjara feno amin’ny fanampiana ny fiangonana amin’ny asa fanitarana
· Ireo sampana mikambana ao amin’ny SMB : SLK, DORKASY, SVM, LAIKA, SAMPATI / FMT2S, S.A., STK/ Akon’I Betela – Ny Antema Fi – SBT, SAFIF
Mambra ao amin’ny birao tamin’ny taona 2017 – ….:
FILOHA : RABEZAHANA (SLK)
FILOHA MPANAMPY : Filohan’ny Sampana rehetra
-ANDRIAMITANDRINA Fara (SVM)
-RAKOTONDRANAIVO Lalanirina (SAMPATI)
-DOROTHEE Marie (DORKASY)
-RAFENOMANATSOA Denis (SAFIF)
-RAKOTONARY Mamihasimanana (S.A.)
-AINA Malala Monjison Nirina (Ny Antema Fi)
-RABEARIVELO Joséa (Akon’i Betela)
-RAHARISOA Lalaina (Laika)
-CELINE (FMT2S)
-RANDRIANARIVELOSOA Célestin (SBT)
-RANDRIANARISON Soloherizo (AFF)
MPITAHIRY VOLA : RAKOTONIRINA Eugène (SBT)
MPITANTSORATRA NY VOLA : RAKOTOSON Ely Mamy (SLK)
Mpitan-tsoratry ny fivoriana 1 : RAKOTOMALALA Voahangy (NY ANTEMA FI)
Mpitan-tsoratry ny fivoriana 2 : RABODOARISOA Julia (DORKASY)
· Asa vitany (anatiny sy ivelany):
Nanomboka ny taona 2018 : ny SMB no nanokatra ny Alahadin’ny sampana ao anatin’ny taona; ary mamangy ny sampana tsirairay izy, araka ny fandaminana, mamdritra ny taona.
25 Martsa 2018: fifampiarahabana tratry ny taona, niarahana tamin’ny vady amanjanaky ny mpikambana rehetra
Taona 2019 : ny SMB no nandray an-tànana ka nahavita manontolo ny fanamboarana ny alitara (nanomboka tamin’ny 8 Novambra 2018 ny asa).
Taona 2020: fikasana hividy fiara iraisana.
· Fampisehoana ho fandraisana anjara amin’ny fanitarana :
– 23 Jolay 2017 : ANTSAN’I KRISTY
– 17 Desambra 2017: Tarika VHF
– 05 Aogositra 2018 : JOSEPH D’AF
– 09 Desambra 2018 : Tarika TDL
– 05 May 2019: ANTSAN’I KRISTY
· Rafitra :
-Ny sampana velona rehetra dia mikambana ao amin’ny SMB avokoa.
-Ny SMB dia napetraka eo anivon’ny fitandremana, ho rafitra maharitra ahafahan’ny samy sampana mifandray sy mifanampy