SAMPANA VOKOVOKO MANGA
Daty niorenany: Taona 1945
Ny 1 septambra 1908 no nisian’ny Sampana VOKOVOKOMANGA na SVM teto Toamasina. Ny taona 1945 tany ho any dia efa nisy Sampana niorina teto amin’ny Fiangonana Betela Tanambao V. Ireo zaza kamboty tao Valpinson no notarihin’i Ramatoa Manampisoa Fara mba hanao SVM. Nisy ny Sampana Fanantenana ihany koa teto.
· Asa sahaniny:
Miady amin’ny fihanaky ny zava-pisotro mahamamo sy ny zava-mahadomelina rehetra
Mifady tanteraka ny zava-pisotro mahamamo (misy alikaola) sy ny zava-mahadomelina rehetra
Mampitsahatra sy manafoana ny fisotroana, ny fifohana ary ny fivarotana ireny zava-doza ireny
· Zava-kendrena:
Hitarika ny tanora sy ny ankizy hifady zava-mahadomelina
Hampitombo isa ny mpikambana
Hiaro ny tanora tsy handray zava-mahadomelina ao anatiny sy ivelan’ny Fiangonana ary eny amin’ny fiaraha-monina.
· Ireo filoha nifandimby :
- ……1992 :NDEVONANDRO Alexandre
- 1992 – 1996 : NDEVONANDRO Alexandre
- 1996 – 2000 : RATSIMANDRESY Edmond
- 2000 – 2003 : ANDRIAMITANDRINA Fara Manampisoa
- 2003 – 2015 : RA-WILSON Paul
- 2015 – ……. :ANDRIAMITANDRINA Fara Manampisoa
· Mambra ao amin’ny birao :
Filoha :ANDRIAMITANDRINA Fara Manampisoa
Filoha mpanampy 1 :RANDRIANARISOA Jean Claude Roger
Filoha mpanampy 2: RAJOELIARISOA Henri
Mpitahiry vola:RAZAKARIVONY Jean Aimé
Mpitantsoratra ny vola :ANDRIANANTENAINA Mihaja
Mpitantsoratra ny Fivoriana :RAKOTOARISOA Hobilala
Mpanolotsaina : BOTOMOTRA Rolland
· Vanim-potoana nanamarika ny fiainan’ny sampana:
- 26 May 1992: nijoro indray ny Sampana Fanantenana
- 23 Jona 2013: Alahadin’ny Sampana Vokovoko Manga FJKM, rindran-kira ara-pilazantsara tontosain’ny Rantsana Fanantenana niaraka tamin’ny Sekoly Alahady sy ny SAMPATI
- 1 Septambra 2018: Fankalazana ny faha-10 taona nisian’ny Vokovoko Manga teto Toamasina miaraka amin’ny Vokovoko Manga Synodam-paritany.
· Asa vitany (anatiny sy ivelany):
- 2004: Fanaovana dallage ny alitara sy fanaovana void-vato ny Fiangonana Antsampanana
- 2005: Fizarana Baiboly tany amin’ny jumelage Fitandremana Ranomafana Est
- 2006: Fametrahana jiro teny ambony rihana
- 2007-2014: Fiantohana ny divaim-pandraisana teto amin’ny Fiangonana Betela isaky ny fetim-piangonana telo
- 2016 -2018: Fizarana boky kely sy takelaka ho an’ireo zay nahazo fahasoavana: batisa, mpandray, mariazy
- 2018: Fametrahana ny varavarana amin’ny fanitarana ilany avaratra
Fiatrehana Fihaonambe Nasionaly SVM:
– Morondava (2006)
– Ambatolampy (2010)
– Nosy-Be (2013)
– Moramanga (2015)
– Mahanoro (2017)
– Sambava (2018)
Fiatrehana Fihaonambe Nasionaly Rantsana Fanantenana:
– Mahanoro (2014)
– Mahajanga (2016)
Fanavaozana ny fanamiana ho an’ny mpikambana (2003, 2013, 2017)
· Fotoanan’ny sampana: Asabotsy tolakandro amin’ny 2ora sy sasany
· Mpikambana manana andraikitra amin’ny foibe:
-Fivarotam-boky “Antso” ANDRIAMITANDRINA Fara
-RANDRIAMAMPITOVY Henri: Filohan’ny Vokovoko Manga Synodam-paritany.