Manana tanjona izy ireo dia ny fanohizana ny asa fitoriana ary indrindra ny famerenana ireo tanora varimbariana hiverina anatin’ny valan’Andriamanitra indray- fampitomboana hatrany ny fifankatiavana sy ny firaisankina eo amin’ny faritra samy faritra sy ny faritra sy ny sampana.
Manomboka volana Janoary ny fianarana ary ny volana Décembre ny fanokanana ho mpandray fanasan’ny Tompo.Mety miankina ihany koa amin’ny fandaminan’ny Fiangonana